-x-antambahoaka_mrk_text_reg/13/07.txt

1 line
295 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-22 08:11:16 +00:00
Ndreka maregny ady sy korana mikasika an'ady anareo, de aza mataotra; fa tsy mentsy hotonga zany, ka tsy mbola zany farany. Fa hisy firenena hanafika firenena, de hisy fanjakana hanafika fanjakana. Ka hisy horohoro-tany amin'ny tany samihafa, sady hisy mosary koa. Zany no fiatomboan'ny fijaleny