txy_mat_text_reg/09/01.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 1 Nilisy tao an-sambo Jesosy, nisaky, dra avy tao amy tanany. \v 2 Indro, nisy lelahy marary gny paralysisa nandry teo am-pandria nandesin'ereo teo aminazy. fa gny nahita gny finoan'ereo , dra hoy Jesosy taminy lelahy marary gny paralysisa ho:''Anaka, ao ianao hifaly. Fa voavela gny helokan.''