1 line
398 B
Plaintext
1 line
398 B
Plaintext
\v 20 Dra reo lahiben'gny pisoro vo reo loholo nandresy lahasy gny vahoaky ba hangataky an'i Barabasy ,dra hampamono an'i Jesosy.\v 21 Nagnotany anazy reo gny Governora ho:''Iza amin'izy ro gny tianao halefako ho andrareo?''Ho ereo ho:''Barabasy.''\v 22 Pilato nizaka tamin'ereo ho:''Ino gny tokony ataoko amin'i Jesosy ze nitokavy ho Kristy?''Izy aby namaly ho:''Fasiho amin'gny hazofizalia Izy.'' |