txy_mat_text_reg/27/45.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 45 Dra nanomboky tamin'gny lera fahaeny dra nandrakosy gny tany aby gny hezy dra hatramin'gny lera fahasivy.\v 46 Teo amin'gny lera fahasivy,dra nikoraky tamin'gny feo fatrasy Jesosy dra nanao ho:''Ely,Ely,lama sabatany?''Zay midika ho:''Zagnahariko,Zagnahariko,nanao akory gny nagnenga Anahy Anao?''|v 47 Gny fa ren'gn'ilany tamin'ereo ze nisanga teo zay,dra ho izy reo:''Mitoka an'i Elia Izy.''