txy_mat_text_reg/27/17.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 17 Noho zay gny fa niara-niango ereo,dra hoy Pilato tamin'ereo hô:''Iza gny tiandrareo halefako hô andrareo? Barabasy,sa Jesosy ze nitokavy hô Kristy?''\v 18 Fatany fa nohon'gny fialona gny nanoloran'ereo an'i Jesosy taminazy.\v 19 Raha nipetraky teo amin'gny seza fisara izy,dra nandefa zaka tamin'gny valiny dra nanao hô:''sy mana dre ino dre ino atao amin'itiho lelahy sy manasigny itiho zaho.Fa ory loasy zaho androany nohon'gny nofy azoko momba Anazy.''