txy_mat_text_reg/01/01.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 1 Gny boky gny razan'i Jesosy kristy zanak'i Davida zanak'i Abrahama. \v 2 Abrahama gny ran'Isaka, dra Isaka gny ran'i Jakoba, dra Jakoba gny ran'i Joda vo reo rahalahiny. \v 3 Joda gny rain'i Fareza vo i Zara laha tamy Tamara, Fareza gny rain'i Herzona, dra Herzona gny rain'i Rama.