txy_mat_text_reg/14/25.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 25 Taminigny fiambena fahefasy gny hariva dra nagnato anazy reo Jesosy,nandeha tegny agn'abony ranomasy.\v 26 Gny fa nahita anazy nandeha tegny agn'abony ranomasy gny mpianasy,dra lasa natahosy dra nizaka ho:''Biby io,''dra nihiakiaky tami-tahosy ereo.\v 27 Fa Jesosy nizaka tamin'ereo avy hatrany ho: ''Mahereza! Izaho itiho! Ka matahosy.''