txy_mat_text_reg/22/25.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 25 Nisy pirahalahy fito.Nanambaly gny volohany dra maty laha teo.Lasa sy nagnenga zanaky,nagnenga ho agny rahalahiny gny valiny.\v 26 Laha teo nanao raha mitovy amin'izay gny faharo,laha teo gny fahatelo,manahaky anizay sisy hatra aminigny rahalahy fahafito.\v 27 Tafaran'izay dra maty gny ampela.\v 28 Dra amy fisanganany maty ,ho valin'iza amin'ereo pirahalahy fiti izy? Fa nanambaly anazy iaby reo.''