\v 1 Laha teo nisy Fariseo vo mpanora-dala sasasany laha tagny Jerosalema nagnato an'i Jesosy. Ho izy ho:\v 2 ''Nanao akory gny mpianasy gny mandika gny fombondrazan'ereo zoky olo?