txy_mat_text_reg/27/32.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 32 Gny fa niboaky ereo,dra nahita lelahy raiky laha tagny Syrena mana agnara hô Simona,ze niteren'ereo hiaraky amin'ereo ba hampitarazo gny hazofizalia.\v 33 Nagnagny amin'gny toera mana agnara hô Golgota ereo,ze midika hi''Toeran'gny Karandoha.''\v 34 Nomen'ereo divay miharo amin'gny afero Izy ba ho nominy.Fa gny nandramany zay,dra sy ninominy.