txy_mat_text_reg/27/09.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 9 Dra tateraky ze nivoazaka tamin'gny mpampianany Jeremia,manao hô:''Nangalaky gny volofosy telopolo ereo,vily nanombanan'ereo vahoakin'Israely Anazy,\v 10 dra ereo nagnome anizay hô agny tanimboly panao volagny tanimanga,araky gny natoron'gny Topo Anahy.''