txy_mat_text_reg/02/17.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 17 Laha teo dra tateraky gny zaka ze nizaka tamigny alalan'i Jeremia paminany ho: \v 18 ''Nisy feo re tao Rama, fitomagnia vo fandalam-be , mitomagny noho gny amy zanan'i Rahely, dra sy nagneky gny ho ampegneny izy, satria fa fanandeha ereo.''