txy_mat_text_reg/22/20.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 20 Hoy Jesosy tamin'ereo hô:''An'iza itiho sary vo agnara itiho?''\v 21 Nizaka taminazy ereo hô:''An'i Kaisara.''Laha teo Jesosy nizaka anazy reo hô:''Omeo an'i Kaisara reo ze an'i Kaisara,dra an'Agnahary reo ze an'Agnahary.''\v 22 Gny fa nahare anizay ereo,dra gaga.Dra niala teo aminazy ereo dra nandeha.