txy_mat_text_reg/20/32.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 32 Lala teo Jesosy nizano dra nitoka anazy reo sady nizaka ho:''Ino gny irindrareo ho ataoko amindrareo?''\v 33 Ho izy ereo taminazy ho:''Topo,ba hahrasy gny masonay'' \v 34 Laha teo Jesosy,nangoraky, dra nisampa gny mason'ereo.Dra avy dra nahirasy ereo dra nagnaraky Anazy.