txy_mat_text_reg/09/03.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 3 Indro, gny sasany tamin'ireo panora-dalana nanao ampo ho: ''Mizaka rasy io lelahy io.''\v 4 Fatasin'i Jesosy gny eritserin'ereo dra nizaka ho:''Nanao akory ndrareo gny mieritseri-drasy ao am-pondrareo? \v 5 Fa iza gny moramora gny mizaka anazy ho:'Voavela gny helokao,'sa gny mizaka ho:'misangana dra mandehana?'\v 6 Fa ba ho fatandrareo fa gny zanah'olo dra mana fahefa hamela heloky eto agn'abony paraliysisa ho:''Misangana, hozony gny fandrianao dra mandehana agny an-tragnonao.''