\v 12 Laha teo nilisy tao ampengana Jesosy. Niroahiny avo koa reo pivily vo pivarosy tao ampengona,dra navaliny gny latabasin'ereo mpanakalo vola vo gny fipetrahan'ereo pivarosy voromalala. \v 13 Ho Izy tamin'ereo ho:''Fa voasorasy ho:'Gny tragnoko dra natao tragno fivavaha,'kanefa ataondrareo zohy fierenigny malaso.''\v 14 Nony laha teo dra nisy poaky vo mandringa nagnato Anazy tao ampengona,dra nisitraniny ereo.