\v 5 Gny fa avy tegny ampita gny mpianasy,dra alignon'ereo gny ninday mofo.\v 6 Hoy Jesosy tamin'ereo ho:''Miambena dra mitandrema amy misirasin'ereo Fariseo vo Sadoseo.''\v 7 Nitalia hevisy reo mpianasy dra nizaka ho:''Noho isika sy ninday mofo zay.''\v 8 Jesosy nahafatasy anizay dra nizaka ho:''Andrareo ry masaiky finoa,nanao akory ndareo gny mialy hevisy amindrareo dra mizaka fa noho gny sy nandesandrareo mofo zay?