\v 23 Loza hô andrareo,ry mpanora-dalana vo fariseo,pihasaravelasihy! Fa mandoa gny fahafolony solika vô gny aneta dra gny komina andrareo,fa andrareo dra sy nakato gny raharaha mavesa-daza igny amy lala-dra gny rariny vo gny famindram-po dra gny finoa.Fa reo gny tokony nataodrareo dra sy tokony nanganadrareo ho sy vita gny raiky hafa.\v 24 Andrareo ry pitariky poaky,andrareo ze maniva gny lagnisy nefa mitely rameva!