@ -0,0 +1 @@
\v 30 Dra nisy andi-koso maro nihina teo, sy dra lavisy anazy reo.\v 31 Bo niangavy an'i Jesosy avo reo devoly dra nanao ho: ''Raha mandroaky anay Ianao, dra alefao ao agnatin'ereo andi-koso reo zahay.''\v 32 Hoy Jesosy tamin'ereo