2022-01-09 11:06:14 +00:00
|
|
|
\v 14 Fa gny nilisy tao an-tragnon'i Petera Jesosy, dra nahita gny rafozam-bavin'i Petera nandry narary gny tazo Izy. \v 15 Niharan'i Jesosy gny tagnany, dra niala taminazy gny tazo. Dra nisanga izy dra nanomboky nandroso sakafo anazy.
|