\v 16 Fa sambasy gny masondrareo,satria mahita;dra gny sofindrareo,satria mahare.\v 17 Zakako mary amindrareo fa paminany vo olo-mary maro gny nagniry gny hahita reo raha ze hiandrareo,kanefa sy nahita an'ereo.Nagniry gny hahare reo raha ze rendrareo ereo,nefa sy nahare an'ireo.