txy_mat_text_reg/05/01.txt

1 line
308 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-01-08 04:25:02 +00:00
\v 1 Fa gny nahita reo vahoaky JEsosy , dra niakasy teo ambohisy. Fa gny tafapetraky Izy, dra nagnato anazy reo pianany. \v 2 Nanokasy gny vavany Izy dra nampianasy anazy reo, manao ho: \v 3''Sambasy gny mahatra am-pagnahy, fa anazy reo gny fazaka gny lagnisy. \v 4 Sambasy reo mandala . fa hampiono an'ereo.