2022-01-06 18:26:24 +00:00
|
|
|
\v 57 Fa gny hariva gny andro, dra nisy lelahy raiky mana-karena laha tagny Armatia avy , tokavy ho Josefa, zay pianasin'i Jesosy avo koa. \v 58 Nagnato an'i Pilato izy dra nangataky gny fatin'i Jesosy . Dra nibakon'i Pilato omena anazy zay.
|