txy_mat_text_reg/22/20.txt

1 line
309 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-01-13 13:02:46 +00:00
\v 20 Hoy Jesosy tamin'ereo ho:''An'iza itiho sary vo agnara itiho?''\v 21 Nizaka taminazy ereo ho:''An'i Kaisara.''Laha teo Jesosy nizaka anazy reo ho:''Omeo an'i Kaisara reo ze an'i Kaisara,dra an'Agnahary reo ze an'Agnahary.''\v 22 Gny fa nahare anizay ereo,dra gaga.Dra niala teo aminazy ereo dra nandeha.