txy_mat_text_reg/04/21.txt

1 line
302 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-01-07 19:21:08 +00:00
\v 21 Dra raha bo nandroso JEsosy dra nahita mpirahalahy ro hafa, Jakoba zanak'i Zebedio, vo i Jaona rahalahiny. Nagnamboasy gny haratony tao asambo ereo niaraky tamin'i Zebedio ran'i ereo. Nitoka anazy reo Izy, \v 22 dra teo no eo avo dra nagnenga gny sambokeliny vo gny rany ereo dra nagnaraky anazy.