txy_luk_text_reg/23/33.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 33Gny avy teo amigny toera raiky izay tokavy ho:'' Ikarandoha'' izy reo dra teo gny nanomboan'izy reo anazy, vo reo olon-drasy- gny raiky teo amigny akavanany dra gny raiky teo amigny akaviany. \v 34Jesosy nizaka ho:''ray o, mamela anazy reo, fa sy tatan'ereo izay hataony.'' avy eo dra niloka izy reo, nizarazara reo fitafiany.