txy_luk_text_reg/23/29.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 29Fa ingo, ho avy gny andro izay hizakan'izy reo ho:'' sambasy ireo momba vo ireo kibo izay sy niteraky, dra gny nono izay sy nampinono zaza. \v 30Dra hanomboky hizaka amin'ireo tendrombohisy izy reo ho:'' miazera aminay, dra amigny havoana ho:'' manarona anay.'' \v 31Fa gny bo meso gny hazo, ino gny hitranga gny maiky izay?'''