txy_luk_text_reg/23/23.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 23Fa izy reo nagnizingizy tamigny feo avo, nangataky anazy ba homboana. Gny feon'izy reo dra nandresy lahasy an'i Pilato.\v 24Dra nanapa-kevisy gny hagneky gny fangatahan'izy reo pilato. \v 25Navotony gny raiky nangatahin'ereo izay nalefa tagny apoza nohon'ny fikomiana vo famonoa olo. fa natolony ho amigny sitrapon'izy reo Jesosy.