txy_luk_text_reg/23/08.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 8 Gny fa hitan'i Heroda Jesosy , dra tena ravoravo izy, satria fa te-hahita Anazy hatry gny ela. Nahare gny momba Anazy izy dra nanatena gny hahita fahagagana maro nataony. \v 9 Heroda nametra-pagnontania an'i Jesosy tamy zaka maro, saiky Jesosy sy namaly dre ino dre ino anazy. \v 10 Reo lohan'gny mpisoro vo reo mpanora-dalana nisanga, niampanga fatrasy Anazy.