txy_luk_text_reg/22/03.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 3 Bak'eo Satana nilisy tamin'i Jodasy Iskariota, ze raiky tamin'ereo ro ambini'gny folo. \v 4 Jodasy nandeha nagnagny amin'ereo lohan'gnyb mpisoro vo gny kapiteny dra nialy hevisy tamin'ereo gny amy fomba hamalihany an'i Jesosy eo amin'ereo .