txy_luk_text_reg/20/34.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 34Jesosy nizaka tamin'ereo ho:'' ireo zanak'izao tontolo izao dra pamaka-valy vo ampiakary. \v 35Fa ireo izay nahita amin'izao andro izao fa mendriky gny handray gny fisangana amigny maty dra sy hapaba-valy na hapekary. \v 36Sy ho maty sasy izy reo, satria mitovy amindrareo azely vo reo zanak'i zagnahary, izay zanaky gny fisangana amigny maty.