txy_luk_text_reg/20/21.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 21Nagnotany anazy ereo, nizaka ho:'' papianatro o, fatasay hanao fa mizaka vo mapianasy apahamarigna, dra sy voatariky gny hevis'izay na iza, fa hanao dra mapianasy gny fahamarigna momban'ny lalan'i Zagnahary. \v 22Ara-dalana ho anay se gny mandoa hetra amin'i Kaisara, sa tsia?''