txy_luk_text_reg/20/19.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 19Dra nitalia hanambosy anazy tamin'io ora reo panora-dalana vo reo pisoro, fa fatas'ereo fa nizakany io fagnohara io hanohisy anazy reo. Kanefa natahosy gny vahoaky ereo. \v 20Teo apandiniha anazy soa, dra nandefa pisikilo moly ho marina ereo, ba afahan'izy reo mahita signy amigny zakany, dra hagnome anazy eo amigny fanapaha vo gny fahefan'ny governora.