txy_luk_text_reg/20/05.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 5Nialy hevisy izy reo, nizaka ho: "raha hamaly isika ho: 'Vo agny andagnisy dra hizaka Izy ho: 'Ko nagnino drareo gny sy mino anazy?'\v 6Fa raha nizaka isika ho: 'avy amigny olombelo,' dra hitora-bato asika gny vahoaky aby, satria izy reo dra resy lahasy fa Jaona dra mpaminany .''