txy_luk_text_reg/20/01.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 1 Vo andro, raha napianasy gny vahoaky tao amigny tempoliny Jesosy vo nitory gny filazasara, dra nagnato anazy reo lohan'ny mpisoro vo mpanorandalana niaraky tamin'ereo loholo.\v 2Nizaka izy reo, nanao taminazy ho: "zakao izanay ereo ho amigny fahefa ino gny hanova ereo raha izao fahefa izao?"