\v 3 Niezaky gny hahita izy ho iza Jesisy ,ka nefa sy afaky nahita tao agnaty vahoaky , satria bory izy. \v 4 Koa nilomalomay nialoha gny olo izy dra nagnaniky hazon'aviavy raiky ba hahita Anazy,satria hiala amin'izay lala zay Jesosy.