txy_luk_text_reg/18/15.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 15 Gny olo koa dra ninday gny zanany kely teo aminazy, ba hikasuhany anazy reo, fa gny nahita anizay gny mpianasy ,dra nizaka fatrasy anazy , nizaka ho:''angao gny zaza hagnato Anahy ,dra ka rarana ereo. Fa an'gny manahaky anazy reo gny fazakan'Agnahary.\v 17 Zakako mary amindrareo, dre iza dre iza sy handray gny fazakan'Agnahary manahaky gny zaza dra sy hilisy ao amin'izay mihisy.''