txy_luk_text_reg/16/29.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 29 Fa Abrahama nizaka ho:'Mana an'i Mosesy vo gny paminany ereo;ao ereo hiteno anazy reo.'\v 30 Dra namaly gny lelahy pagna-rivo ho:'Aha,ry Abrahama Ray,fa raha misy laha tamin'gny maty magnagny amin'ereo,dra hibebaky ereo.'\v 31 Fa Abrahama koa nizaka taminazyho:'Raha sy miteno an'i Mosesy vo reo paminany ereo,dra sy ho resy lahasy mihisy dre misy olo misanga amin'gny maty aza.''