txy_luk_text_reg/16/22.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 22 Dra indro maty gny pangataky dra nandesin'ireo Azely ho eo agnilan'i Abrahama. Maty avo koa gny pagnarivo dra nalevy,\v 23 dra tao amin'gny fahavereza, raha napizaly,dra nanandrasy gny masony izy dra nahita an'i Abrahama tegny alavisy vo Lazarosy teo agnilany.