txy_luk_text_reg/16/16.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 16 Gny lalana vo reo paminany dra nisy mandra-piavian'i Jaona. Fa hatramin'izay fotoa zay, gny fa nitoria gny filazasaran'gny fazakan'Agnahary,dra gny kirairaiky dra niezaky nagnisy gny lalany ho amin'izay.\v 17 Fa moramora koa gny haharava gny lagnisy vo gny tany noho gny sorosy kely indrindra ao amin'gny lalana ho avy sy mana-kery.