txy_luk_text_reg/16/01.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 1Dra hoeza koa Jesosy tamin'ereo mpianany ho: ''Nisy lelahy mpanan-karena ereo nana mpitata, dra nitoniny tagny amigny fa io mpitata io gny nandany gny fanagnany aby.\v 2Dra notoka anazy gny lelehy mpana-karena dra nizaka taminazy ho: 'Ino izaho reko momba anaoizaho? Mgnomeza tatisy momban'ny asa fitatanany, fa hanao sy ho afaky gny ho mpitadri-panagna avo,'