txy_luk_text_reg/09/12.txt

2 lines
618 B
Plaintext

\v 12 Vo gny fa ho hariva gny andro, dra nagnato anazy ereo ro ambin'ny folodra nizaka ho: "Alefaso andeha reo vahoaky ba afahan'izy ereo mandeha agny amin'ereo tana manodidy vo ambanivohisy ba hahita fandria vo sakafo,
satria atiky amigny tany sihisy sika."\v 13Fa ho izy tamin'izy reo ho: "Omedrareo raha ho hany izy ereo."Vo nizaka ereo ho: "Sy mana mihoasy noho nignymofo dimy vo fia ro izahay _ raha sy ho mandeha izahay vo mivily hany ho an'ereo olo naby ereo."\v 14(Teo dra nisy teo amigny lelahy dimy arivo teo ho eo). Vo nizaka tamin' ereo mpianany Izy ho: "apetraho ho vondro dimampolo isan'isany izy ereo."