txy_luk_text_reg/08/40.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 40 Dra gny fa nihery Jesosy , dra nandray anazy gny vahoaky, fa ereo dra fa niamby Anazy. \v 41 Indro, nisy lelahy raiky atao ho Jairo, ze raiky tamin'ereo mpitariky tao amin'gny Synagoga, nagnato vo nandohaliky an-tombon'i Jesosy, dra niangavy anazy ba ho agny an-tragnony, \v 42 satria gny zanakapelany teo amin'gny ro ambinifolo tao teo ho eo,dra eo ambavahoanan'gny fahafatesa.Raha nandeha tamin'gny lalany Jesosy, dra niara-nifaneritery nagnodidy Anazy gny vahoaky maro be.