txy_luk_text_reg/08/34.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 34 Dra nohon'gny nahita gny raha nisy reo mpiamby gny koso, dra nilomalomay dra nizaka anizay tao an-tana vo tagny an-tanimboly .\v 35 Noho zay dra niboaky gny mpony tao an-tana ba hagnety gny raha nisy , vo nagnato an'i Jesosy ereodra nahita gny lelahy ze niboahan'gny devoly. Dra izy nipetraky teo an-tombon'i Jesosy, nagnisy vo vory say; dra lasa nataohosy ereo.