txy_luk_text_reg/08/32.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 32 Vo nisy andia-koso maro nihina mariny teo havoa. Ka niangavy Anazy gny devoly ba hagnenga anazy reo ho ao amin'ereo, ka nagnenga anazy Izy.\v 33 Koa niboaky tao amin'gny lelahy tao amin'gny lelahy gny devoly dra nifindra tao amin'ireo koso,dra nitratrevatreva tagny amy hasana nagnao amin'gny farihy gny andia-koso dra maty.