txy_luk_text_reg/08/01.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 1Dra tafarany izay dra nanomboky nandeha nitety tanana vovohisy sambihafa Jesosy, nitory vo nizaka gny filazasara nahakasiky gny fazakan'iZagnahary. Nindray yaminazy ireo ro ambin'ny folo lahy, \v 2Nindray ireo vehivavy sasany izay sitrany tamigny fagnahy rasy vo gny arety: Maria izay nitokavy ho Magdalena, izay fa nanokafa demonia fito; \v 3Johana, valin'i Koza, izay pitandraharahan'i Heroda, dra Sosona; vo reo maro hafa koa, izay tamigny fanagnan'izy reo, dra nagnome izay nitaliavin'izy reo.