txy_luk_text_reg/01/05.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 5 Tamin'gny andron'i Heroda, Mpazakan'gny Jodia, dra nisy raiky tamy mpisoro tokavy ho Zakaria, laha tamin'gny antokon'i Abia. Gny valiny dra laha tamin'gny zanakapelan'i Arona, dra gny agnarany dra Elizabeta. \v 6 Samy mary teo anatrehan'Agnahary ereo,dra nakato gny didy aby vô gny fisipiky gny Topo. \v 7 fa sy nana-zanaky seky ereo,satria momba Elizabeta, dra samy fa tena atisy avo koa izy rô reo tamin'izay fotoa zay.