1 line
286 B
Plaintext
1 line
286 B
Plaintext
\v 27Maro tamin'ireo vahoaky, vo reo vehivavy izay nalahelo fatrasy vo nisaona anazy, gny nagnoriky anazy. \v 28Fa gny nitoliky tagny amin'izy reo, dra nizaka Jesosy ho:'' ry zanakavavin'i Jerosalema, aza mitomagny anahy, fa mitomagnia ho an'ny tagnandrareo vo ho an'ireo zanakindrareo. |