txy_luk_text_reg/06/22.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 22Sambasy handrareo aby malaiky andrareo gny olo dra gny ahilik'izy reo vo harasin'izy reo handrareo, nohon'ny amigny zanak'olo. \v 23Mifalia amin'izay andro izay dra mibitaha akafalia, satria azo atoky fa hahazo valisoa lahibe agny an-dagnisy handrareo, fa mitovy amin'izay gny nandesan'ny razan'ireo an'ireo paminany.