txy_luk_text_reg/06/12.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 12Tamin'izay andro izay dra nandeha nagnagny an-tendrombohisy izy ba hivavaky. Nitohizany nandrisy gny hariva tontolo gny fivavaha tamin'iZagnahary. \v 13Gny fa avy gny andro, nitoka gny pianany ho eo aminazy izy, dra nifily ro ambin'ny folo tamin'ireo izy, izay nitokaviny avo koa ho Apostoly.